|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nifinakanga |
| Singan-teny | 2 nify, 3 akanga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-javamaniry mandady (Commelyna madagascariensis).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 small herbs. Commelyna madagascariensis, Clarke, and another species of commelyna. Same as marozandry..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (« dent de pintade », de nify : dent, et akanga : pintade). Commelina madagascarica C.B. Clarke (Commelinaceae). Nom et identité déjà notés par Malzac. Liquide exprimé des tiges et feuilles en lotions dans l'acnée juvénile. L'activité semble due aux protéines et à de légères propriétés antibiotiques. La décoction administrée en boisson est réputée béchique. La plante fraîche utilisée comme fourrage est bien acceptée des animaux et accroît la production lactée chez les vaches..
[Merina, Betsileo]
[1.196] |
| Ohatra |
8 nifinakanga an-tanety aho;
[2.69]
9 Ny fify dia takolaka, na endri-javatra jerena mihorirana, ary raha tazanina tokoa ny zava-maniry atao hoe "nifinakanga" dia mampahatsiahy ny lohan' akanga jerena mihorirana. [2.285] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Tsipelina hafa | 11 fifinakanga |
| Tovy hevitra | 12 marozandry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|