| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ngiri-maso | 
| Singan-teny | 2ngirina, 3maso | 
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka. Hirohiro [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 having one eye nearly closed having an eye deformed [1.2]  | 
| Voambolana | 7 Fahasalamana | 
| Tovy hevitra | 8ngirina | 
| Fivaditsoratra | 9 misangory, 10 ngiri-maso | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |