|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ngadonina
Fototeny  2 ngadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Totoina: Nongadoniny mafy ny vary ka torotoro
9 Pehina, velezina amin' ny tongotra: Aza ngadonina toy izany ny rihana sao miletsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be trodden so as to resound. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  ngadonina
Fototeny  12 ngadona
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  17 to be arrived at suddenly. [1.2]

Fivaditsoratra  18 andingano, ngadonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20