|
|
|
|

Teny iditra1  nevraljia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fanaintainana tsapa amin'ny lalan-kozatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 névralgie. [1.13]
Voambolana  5  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12