|
|
|
|

Teny iditra1  nendram-boalavo
Singan-teny  2 nendra, 3 voalavo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty. [1.1]
6 karazana nendra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [voalavo, a rat.] the chicken pox.. [1.2]
8 chicken pox. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 petite vérole volante. [1.54]
10 varicelle. [1.8, 1.13]
Voambolana  11  Fahasalamana
Mpanahaka  12  nendranakohoamamborona, 13  nendranomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02