|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ndrofilahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiteny fankaherezana, azo adika hoe: "aza matahotra, mahereza fo", fanaon' ny ankizy rehefa mampiady angely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the last word of a long speech used in encouraging crickets (angely) to fight..
[1.2] |
| Voambolana | 5 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|