|
|
|
|

Teny iditra1 nantsonantsona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Habasiambavan' olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  12 kamentsona, 13 karijo, 14 nentsonentsona, 15 pentsompentsona, 16 taria, 17 tsaotsaombava, 18 vatsavatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31