|
|
|
|

Teny iditra1  nahonahona
Fototeny  2 nahona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy kinga, tsy mailaka rehefa manao zavatra; sady votsa no tsy mahay tsara. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  6 nahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19