|
|
|
|

Teny iditra 1  mpivarotra
Fototeny  2 varotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin' ny zavatra amidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 commerçant [1.13]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07