|
|
|
|

Teny iditra1  mpifamofo
Fototeny  2 fofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Nahoananotsy nanontanianao ahy, hoy Nivo, na mifankatia ny mpifamofo na tsia? [2.5#128]
5  Ny mpifamofo koa mivadika ny fitokiana, ka manalabaraka ny ray aman-dreny natoky azy. [2.285#196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12