|
|
|
|

Teny iditra1  mpiavy
Fototeny  2 avy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 olona nandao ny tany fiaviany ka miorim-ponenana eo amin'ny tany iray nofidiny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 immigrant. [1.13]
6 immigrants, nouveaux-venus. [1.5]
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12