|
|
|
|

Teny iditra1  mpiaotra
Fototeny  2 aotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa. [1.1]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  6 manao talapetraky ny mpiaotra
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09