| Entrée | 1 mpianakavibe |
| Mots élémentaires | 2 mpianakavy, 3 be |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1] |
| Exemples |
6 Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany.
[2.470]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|