|
|
|
|

Teny iditra1  mpanjanantany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo mpanjanatany. [2.356, 2.503, 2.472]
Ohatra  4  Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy. [2.503#]
5  Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503#]
Voambolana  6  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12