|
|
|
|

Teny iditra1 mpañijà
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mpanana omby, mpanao dabokandro: Mandremandre ny mpañijà ko somatoto ny mpila holatse (Miadana ny mpanana omby ka vezika ny mpaka holatra) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mpañijà, 5 paminja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12