| Entrée | 1 mpangoron-karena |
| Partie du discours | 2 locution |
| Explications en malgache |
3 tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13] |
| Explications en français |
4 capitaliste mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13] |
| Vocabulaire | 5 Economie: finances, gestion |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|