|
|
|
|

Teny iditra1  mpandanjalanja
Fototeny  2 lanjalanja
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  misy fihetsiky ny fony sy firaikan' ny sainy efa fantatra - hoe fo mora tohina angaha, ary saina mpandanjalanja izay - ka «arahina amin' ny onjany» araka izay [2.298]
Haiendriteny 
5  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29