|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpanampy
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao. [1.1]
5 olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 auxiliaire. [1.13]
Ohatra  7  kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#]
8  Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#]

Teny iditra (2/2)9  mpanampy
Fototeny  10 ampy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 zanateny entina manamafy teny iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 auxiliaire. [1.13]
Voambolana  14  Haiteny
Mpanahaka  15  mpanampymahayroa
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09