Entrée mpamonjy (vonjy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20