|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpamaritra |
| Fototeny | 2 faritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
5 sokajinteny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 adjective
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal
[1.13] 8 adjectif [3.1] |
| Ohatra |
9 Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny.
[1.519#]
|
| Voambolana | 10 Haiteny |
| Teny iditra (2/2) | 11 mpamaritra |
| Fototeny | 12 faritra |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 déterminant
15 mpamaritra asa: opérateur 16 mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme 17 mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé 18 mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2 19 mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13] |
| Voambolana | 20 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | mpamaritra, 22 mpamiratra, 23 mpiramatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|