Entrée moziry
Partie du discours nom
Explications en malgache Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin' ny mangazay raha mitady ianao
Refy alaina amin' ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry
Paikan' ny naoty na ny solfa eo amin' ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry [1.1]
Origine Français: mesure.

Mis à jour le 2020/07/31