|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mosare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mosary, tsy fisianjavatra hohanina, hanoanana: Repaky ny mosare. [Tanala] [1.78]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)5  mosare
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 noana. [Taisaka, Bara] [1.78]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10 mosare, 11 Mosera, 12 ramose, Ramose, 13 serôma, 14 somare, 15 Somera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09