|
|
|
|

Teny iditra1  mosara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a handkerchief. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 mouchoir. [1.8]
Ohatra  6  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#]
7  Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 Masora, 11 mosara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09