|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mohara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ody.
[Bara]
[1.78] 4 ody. [2.606] 5 Ody atao anaty tandroka. [1.1] 6 ody. [Masikoro] [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a fetish made from a cow's horn.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fétiche fait d'une corne de boeuf.
[1.8] 9 Nom d'une catégorie de talismans ; Asteraceae de produits végétaux, ils sont insérés à l'intérieur d'une corne de boeuf ou d'une dent de crocodile et on les porte pendus autour du cou. [1.196] |
| Ohatra |
10 Sady noraisiny ilay mohara teny an-dohan-Ralaiarivony.
[2.298]
11 Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472] |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mohara |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Arbre à bois dur, rouge ; pourrissant difficilement quand il est bien préparé. On le choisit souvent pour faire les poteaux principaux des cases. Il entrerait dans la composition du talisman portant le même nom..
[Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 hamaro, 17 hamora, 18 haramo, 19 Haroma, 20 Horama, 21 maharo, 22 maroha, 23 mohara, 24 rahoma, 25 Romaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|