|
|
|
|

Teny iditra1  mohafina
Fototeny  2 mohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga bodaka; (vary) andrahoina fanindroany mba halemilemy kokoa indray. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 manafohy, 10 mifonaha, 11 mohafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12