|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 moana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
5 Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 mute; dumb, unable to speak
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 muet
[1.8] 8 silencieux [1.196] |
| Ohatra |
9 moana io vehivavy io.
[2.606#]
10 sady moana no marenina aho! [2.270#] 11 Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643#] |
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe moana |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 15 Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
| Teny iditra (2/2) | 16 moana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Non retrouvé. Voir hazomoana.
[1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Tsipelina hafa | 20 moany, moano |
| Fivaditsoratra | 21 Amona, 22 manao, 23 manoa, 24 Maona, maona, moana, 25 omana, 26 Onama |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|