|
|
|
|

Teny iditra1  mivozavoza
Fototeny  2 vozavoza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza
5 dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  miampanampana, 10  midrahodraho, 11  mikaviavia, 12  minahonahona, 13  miraikiraiky, 14  mitahontahona, 15  mitanandranandrana, 16  mitandrantandrana, 17  mitaraikiraiky, 18  mitaveravera, 19  mitavozavoza, 20  mitoantoana, 21  mitondrendrena, 22  mitonendrina, 23  mitsikondrikondry, 24  mitsiredareda, 25  mitsivaikavaika, 26  mivaikavaika, 27  mivanenaka, 28  mivenaka, 29  miveravera

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08