|
|
|
|

Teny iditra1  mivoraka
Fototeny  2 voraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara.
5 Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano.
6 Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany.
7 Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity. [1.1]
[mivôraka] 8 matavy. [Bezanozano] [1.78]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12 mavoraky, 13 mivoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12