|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivontirika |
| Fototeny | 2 vontirika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be glassy-eyed, to be pop-eyed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir les yeux en saillie.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|