|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivongana |
| Fototeny | 2 vongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala.
5 Mandry: Ronono mivongana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be in lumps or blocks.
7 to be curdled (of milk). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être en blocs ou gros morceaux.
9 être caillé. [1.8] |
| Ohatra |
10 manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 mangavony, 15 mivongana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|