|
|
|
|

Teny iditra1  mivoatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
5 Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
6 Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be well arranged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 miavotra, 14 mivarota, mivoatra, 15 varo-maty, 16 voamitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17