|
|
|
|

Teny iditra1  mivoaboaka
Fototeny  2 voaboaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely. [2.298]
5  Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29