|
|
|
|

Teny iditra1  mivezina
Fototeny  2 vezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirona, miverina amin' ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian' ny fandalovan' ny rivotra. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12