| Entrée | 1 mivalampatra |
| Radical | 2 valampatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1] 5 matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13] |
| Explications en anglais |
6 same as milampatra [1.2] |
| Explications en français |
7 s'allonger, s'étendre [1.13] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|