|
|
|
|

Teny iditra1  mivainga
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mihamafy noho ny hatsiaka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 se solidifier.
5 mivainga ho kristaly: cristallisé. [1.13]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 miangavy, 10 mivainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12