|
|
|
|

Teny iditra1  mitsitaitaika
Fototeny  2 tsitaitaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako.
5 Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany.
6 Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12