|
|
|
|

Teny iditra1  mitsipandy
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 manisy tsipindy, mitsipindy, mikapoka amin'ny rantsan-tanana mivonkina ka atsotra tampoka. [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  4 mitsipendy

Fivaditsoratra  5 mipindatsy, 6 mitsipandy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12