Entrée | mitsinkafona (tsinkafona) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |