|
|
|
|

Teny iditra1  mitsingozahoza
Fototeny  2 tsingozahoza
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Reraka zara raha afa-mandeha, mihozangozana, mangozohozo: Mbola mitsingozahoza izy ka tantano. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12