|
|
|
|

Teny iditra1  mitsindrantsindrana
Fototeny  2 tsindrantsindrana
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 (volo) Tsy milamina, misy mitsingatotra na mitsangantsangana.
5 Mipelipelika, tsy mahatombin-tsirakafa manketsy mankeroa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12