|
|
|
|

Teny iditra1 mitsapatsapaka
Fototeny  2tsapatsapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296#]
Ohatra  5 Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296#]
6 Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11