|
|
|
|

Teny iditra1  mitroaka
Fototeny  2 troaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandre maharary eo amin' ny takiba ka tsy avy miaina, voan' ny tevika. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 maitroka, 9 miokatra, 10 mirotaka, 11 mitaroka, 12 mitoraka, 13 mitraoka, 14 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12