|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitopy |
| Fototeny | 2 topy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to direct the eyes at something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux)
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 indray mitopy maso |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 impito, 15 mipoty, mitopy, 16 mpioty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|