|
|
|
|

Teny iditra1  mitombaitra
Fototeny  2 tombaitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12