|
|
|
|

Teny iditra1  mitolaka
Fototeny  2 tolaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha.
5 Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 maty loka, 10 milotaka, 11 mitakalo, 12 mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12