|
|
|
|

Entrée1  mitoko
Radical  2  toko
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao
Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés  9  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  10 mitoko, 11 mokoty

Mis à jour le 2025/10/08