|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitily
Fototeny  2 tily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Bezanozano] mitsikilo [1.78]
5 [Sihanaka] mandinika [1.78]
6 Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
7 Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo [1.1]
8 manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 guetter [1.13]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manao andry maso, 15  manarangarana, 16  manazangazana, 17  mandry tsy aman' afo, 18  miambina, 19  miandry, 20  mijery fandry, 21  mikendry, 22  mitaratra, 23  Mitsikilo, 24  mizaha taratra

Teny iditra (2/2) 25  mitily
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27 [Bara] misidintsidina, manidina avo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22