|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitety |
| Fototeny | 2 tety |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro
5 Mamisavisa, milaza tsirairay: Mitety razana [1.1] |
| Ohatra |
6 mitety ireo faritra rehetra ireo mpitory.
[2.445#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 7 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 mitety |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antesaka] mamangy
[1.78] |
| Fikambanana | 15 fary mitety reny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|