|
|
|
|

Teny iditra1  miteraka
Fototeny  2 teraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
5 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao
6 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany
7 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
9 accoucher [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  10  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
11  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Voambolana  16  Haiaina
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 matarike, 20 miraketa, 21 miretaka, miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17