| Entrée | 1 mitendry ilo |
| Mots élémentaires | 2 mitendry, 3 ilo |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan' ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin' ny rantsantanana nisy menaka ny hatoka sy ny ila loba havia [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|